1Tantara 19:4 - DIEM PROTESTANTA
Dia nampisamborin’i Hanòna ireo minisitr’i Davida, ka noharatana ny volom-bavany sady noborina hatrany am-poto-peny ny akanjony ary noroahina hody.
Jereo ny toko
Dia nosamborin’i Hanona ny mpanompon’i Davida ka noharatany sady notapahiny hatreo amin’ny foto-peny ny akanjony dia nalefany hody avy eo.
Jereo ny toko
Dia nampisamborin’i Hanòna ireo minisitr’i Davida, ka noharatana ny volom-bavany sady noborina hatrany am-poto-peny ny akanjony ary noroahina hody.
Jereo ny toko
Izay i Hanòna dia nisambotra ireo mpanompon’i Davida, ka ny somony noharatany, ny akanjony nofolònana hatreo am-balahana, vao nalefany nody izy.
Jereo ny toko
Dia nosamborin’i Hanona ny mpanompon’i Davida ka noharatany, sady nofolonany hatreo amin’ny foto-peny ny akanjony, ka dia nalefany hody izy.
Jereo ny toko
Dia nosamborin'i Hanona ny mpanompon'i Davida ka noharatany, sady nofolonany hatreo amin'ny foto-peny ny akanjony, ka dia nalefany hody izy.
Jereo ny toko
Dia nosamborin’i Hanona ny mpanompon’i Davida ka noharatany sady notapahiny hatreo amin’ny foto-peny ny akanjony dia nalefany hody avy eo.
Jereo ny toko