I Jôaba, zanakalahin’i Tserôià, no lehiben’ny tafika; i Jôsafata, zanakalahin’i Ahitoda, no mpitondratenin’ny mpanjaka;
1Tantara 18:15 - DIEM PROTESTANTA I Jôaba zanakalahin’i Tseroià, no lehiben’ny tafika; i Jôsafata zanakalahin’i Ahiloda, no mpitondra tenin’ny mpanjaka, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 I Joaba, zanak’i Zeroia, no lehiben’ny miaramila; i Josafata, zanak’i Ahiloda, no mpitadidy ny raharaham-panjakana; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara I Jôaba zanakalahin’i Tseroià, no lehiben’ny tafika; i Jôsafata zanakalahin’i Ahiloda, no mpitondra tenin’ny mpanjaka, Baiboly Katolika I Jôaba zanak’i Sarvià no nifehy ny miaramila; i Jôsafata zanak’i Ahiloda, no mpitahiry ny bokim-panjakana; Baiboly Protestanta Malagasy Ary Joaba, zanak’i Zeroia, no komandin’ny miaramila; ary Josafata, zanak’i Ahiloda, no mpitadidy ny raharaham-panjakana. Malagasy Bible Ary Joaba, zanak'i Zeroia, no komandin'ny miaramila; ary Josafata, zanak'i Ahiloda, no mpitadidy ny raharaham-panjakana. La Bible en Malgache I Joaba, zanak’i Zeroia, no lehiben’ny miaramila; i Josafata, zanak’i Ahiloda, no mpitadidy ny raharaham-panjakana; |
I Jôaba, zanakalahin’i Tserôià, no lehiben’ny tafika; i Jôsafata, zanakalahin’i Ahitoda, no mpitondratenin’ny mpanjaka;
i Elihôrefa sy i Ahià, samy zanakalahin’i Sisà, no mpitantsoratra; i Jôsafata zanakalahin’i Ahiloda no mpitondratenin’ny mpanjaka;
Dia hoy i Davida: «Izay hamely voalohany ny Jebosita dia hatao filohan’ny tafika». Ary i Jôaba, zanakalahin’i Tseroià, no nanafika voalohany; koa izy no nanjary filohan’ny tafika.
Dia nanjaka tamin’i Israely manontolo i Davida ka nanao ny rariny sy ny fahamarinana tamin’ny vahoakany rehetra.
i Tsadôka zanakalahin’i Ahitoba mbamin’i Abimelèka zanakalahin’i Abiatara no mpisorona; i Savesà no mpitantsoratra;
Ny nandimby an’i Ahitôfela dia ry Jôiadà zanakalahin’i Benaià sy ry Abiatara. Ary ny komandin’ny tafiky ny mpanjaka dia i Jôaba.