Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 27:34 - DIEM PROTESTANTA

34 Ny nandimby an’i Ahitôfela dia ry Jôiadà zanakalahin’i Benaià sy ry Abiatara. Ary ny komandin’ny tafiky ny mpanjaka dia i Jôaba.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

34 ny manarakaraka an’i Ahitofela dia i Jehoiada, zanak’i Benaia, sy i Abiatara; ary ny lehiben’ny miaramilan’ny mpanjaka dia i Joaba.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

34 Ny nandimby an’i Ahitôfela dia ry Jôiadà zanakalahin’i Benaià sy ry Abiatara. Ary ny komandin’ny tafiky ny mpanjaka dia i Jôaba.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

34 manarakaraka an’i Akitôfela dia i Jôiadà, zanak’i Banaiasa, sy i Abiatara. I Jôaba no komandin’ny tafiky ny mpanjaka.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

34 ny manarakaraka an’i Ahitofela dia i Jehoiada, zanak’i Benaia, sy i Abiatara; ary ny lehiben’ny miaramilan’ny mpanjaka dia i Joaba.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 27:34
5 Rohy Ifampitohizana  

i Benaià, zanakalahin’i Jôiadà, no lehiben’ny mpiambina andriamanjaka; ary ireo zanakalahin’i Davida kosa dia mpanolotsaina.


Dia niresaka tamin’i Jôaba zanakalahin’i Tseroià sy tamin’i Abiatara mpisorona i Adônià, ka nahazo ny fanohanan’ireo.


Dia hoy i Davida: «Izay hamely voalohany ny Jebosita dia hatao filohan’ny tafika». Ary i Jôaba, zanakalahin’i Tseroià, no nanafika voalohany; koa izy no nanjary filohan’ny tafika.


I Jôaba zanakalahin’i Tseroià, no lehiben’ny tafika; i Jôsafata zanakalahin’i Ahiloda, no mpitondra tenin’ny mpanjaka,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra