1Tantara 16:3 - DIEM PROTESTANTA
Nasainy nizaràna sakafo ny Israelita rehetra teo, ka na lehilahy na vehivavy dia samy nahazo mofo boribory iray sy didin-kena voatono iray ary ampempam-boaloboka iray avy.
Jereo ny toko
Dia nizara mofo iray avy sy hena iray didy ary mofo voaloboka ho an’ny Israely rehetra, na lahy na vavy, izy.
Jereo ny toko
Nasainy nizaràna sakafo ny Israelita rehetra teo, ka na lehilahy na vehivavy dia samy nahazo mofo boribory iray sy didin-kena voatono iray ary ampempam-boaloboka iray avy.
Jereo ny toko
Ary ny olona rehetra tamin’i Israely na lahy na vavy, dia nizarany mofo iray avy, sy hena iray didy ary ampempam-boaloboka iray.
Jereo ny toko
Dia nizara mofo iray avy sy hena iray didy ary ampempam-boaloboka ho an’ny Isiraely rehetra na lahy na vavy izy.
Jereo ny toko
Dia nizara mofo iray avy sy hena iray didy ary ampempam-boaloboka ho an'ny Isiraely rehetra na lahy na vavy izy.
Jereo ny toko
Dia nizara mofo iray avy sy hena iray didy ary mofo voaloboka ho an’ny Israely rehetra, na lahy na vavy, izy.
Jereo ny toko