1Tantara 15:9 - DIEM PROTESTANTA tamin’ny taranak’i Hebrôna dia i Eliela lehibeny mbamin’ny namany valopolo lahy; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 tamin’ny taranak’i Hebrona dia i Eliela lehibeny sy ny rahalahiny valopolo; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara tamin’ny taranak’i Hebrôna dia i Eliela lehibeny mbamin’ny namany valopolo lahy; Baiboly Katolika tamin’ny taranak’i Hebrôna: i Eliala lehibe sy ny rahalahiny, 80; Baiboly Protestanta Malagasy tamin’ny taranak’i Hebrona dia Eliala lehibeny sy ny rahalahiny valo-polo; Malagasy Bible tamin'ny taranak'i Hebrona dia Eliala lehibeny sy ny rahalahiny valo-polo, La Bible en Malgache tamin’ny taranak’i Hebrona dia i Eliela lehibeny sy ny rahalahiny valopolo; |
Ny zanakalahin’i Kehata dia efatra: i Hamrama sy i Jitsehara ary i Hebrôna sy i Hoziela.
Ny zanakalahin’i Hebrôna dia i Jerià no lahimatoa, i Amarià no lahiaivo, i Jahaziela no fahatelo, ary i Jekamehama no fahefatra.
Ny zanakalahin’i Kehata dia i Hamrama, i Jitsehara, i Hebrôna ary i Hoziela. Naharitra telo amby telopolo amby zato taona ny andro niainan’i Kehata.
Toy izao ny fianakaviambe levita: ny Libnita sy ny Hebrônita, ny Mahalita sy ny Mosita ary ny Kôrahita. I Kehata no niteraka an’i Hamrama