1Tantara 12:9 - DIEM PROTESTANTA Nisy koa olona avy amin’ny fokon’i Gada, niendaka hanatona an’i Davida tao amin’ny toby fiarovana tany an-taniefitra. Izy ireo dia lehilahy maherifo, miaramila mahay miady sady zatra mampiasa ampinga sy lefona: masiaka toy ny liona no fahitana azy, ary faingam-pandeha toy ny gazela eny an-tendrombohitra. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 I Ezera no voalohany, i Obadia no faharoa, i Eliaba no fahatelo, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nisy koa olona avy amin’ny fokon’i Gada, niendaka hanatona an’i Davida tao amin’ny toby fiarovana tany an-taniefitra. Izy ireo dia lehilahy maherifo, miaramila mahay miady sady zatra mampiasa ampinga sy lefona: masiaka toy ny liona no fahitana azy, ary faingam-pandeha toy ny gazela eny an-tendrombohitra. Baiboly Katolika I Ezera no lohany, i Obdiasa no faharoa, Baiboly Protestanta Malagasy Ezera no voalohany, Obadia no faharoa, Eliaba no fahatelo, Malagasy Bible Ezera no voalohany, Obadia no faharoa, Eliaba no fahatelo, La Bible en Malgache I Ezera no voalohany, i Obadia no faharoa, i Eliaba no fahatelo, |
Nanatrika teo koa ny zanak’i Tseroià telo lahy dia i Jôaba sy i Abisay ary i Asahela; ity Asahela ity dia faingaim-pandeha toy ny gazela any an-taniefitra,
Miisa 11 ry zareo: dia i Hezera sy i Hôbadià, i Eliaba sy i Mismanà, i Jeremià sy i Hatahy, i Eliela sy i Jôhanàna mbamin’i Elzabada sy i Jeremià ary i Makbanay.
Ny amin’ny taranak’i Gada, dia hoy i Mosesy hoe: «Hankalazaina anie ny Tompo Izay manome faritra malalaka ho an’ny fokon’i Gada! Tahaka ny liona no amitsahan’ny fokon’i Gada, dia liona vonon-kamiravira ny sandrin’ny rembiny mbamin’ny lohany koa aza.