1Tantara 12:6 - DIEM PROTESTANTA i Elehozay sy i Jerimôta mbamin’i Behalià sy i Semarià ary i Sefatià, samy avy any Harofa; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Elkana, i Jisia, i Azarela, i Joezera, i Jasobeama koraìta, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Elehozay sy i Jerimôta mbamin’i Behalià sy i Semarià ary i Sefatià, samy avy any Harofa; Baiboly Katolika i Safatià avy any Harofa, i Elkanà, i Jesià, i Azareela, i Jôesera ary i Jesbaama zanak’i Kôre; Baiboly Protestanta Malagasy sy Elkana sy Jisia sy Azarela sy Joezera ary Jasobeama Koraïta Malagasy Bible sy Elkana sy Jisia sy Azarela sy Joezera ary Jasobeama Koraita La Bible en Malgache i Elkana, i Jisia, i Azarela, i Joezera, i Jasobeama koraìta, |
i Elkanà sy i Jisià mbamin’i Hazarela sy i Jôhezera ary i Jasôbehama, samy taranak’i Kôra;
Ny zanakalahin’i Hozỳ dia i Jizrahià; ny zanakalahin’i Jizrahià dia i Mikaela sy i Hôbadià ary i Joela sy i Jisià: izy dimy mianaka ireto dia samy loham-pianakaviana avokoa;
Ny zanakalahin’i Kôra dia i Asira sy i Elkanà ary i Abiasafa; ireo no razamben’ny tarika kôrahita.