Ireto kosa ny kalaza maherifo hafa: i Hasahela, rahalahin’i Jôaba; i Elehanàna, zanakalahin’i Dôday, avy any Betlehema;
1Tantara 11:27 - DIEM PROTESTANTA i Samôta, avy any Harôra; i Heletsa, avy any Palôna; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Samota harorita, i Heleza pelonita, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Samôta, avy any Harôra; i Heletsa, avy any Palôna; Baiboly Katolika i Samôta avy any Arôry, i Helesa avy any Falôna, Baiboly Protestanta Malagasy sy Samota Harorita sy Haleza Pelonita Malagasy Bible sy Samota Harorita sy Haleza Pelonita La Bible en Malgache i Samota harorita, i Heleza pelonita, |
Ireto kosa ny kalaza maherifo hafa: i Hasahela, rahalahin’i Jôaba; i Elehanàna, zanakalahin’i Dôday, avy any Betlehema;