1Tantara 1:8 - DIEM PROTESTANTA Ny zanakalahin’i Hama dia i Kosy sy i Mitsiraîma ary i Pota sy i Kanahàna. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny zanakalahin’i Hama dia i Kosy, i Mizraima, i Pota ary i Kanana. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny zanakalahin’i Hama dia i Kosy sy i Mitsiraîma ary i Pota sy i Kanahàna. Baiboly Katolika Zanak’i Kama: i Kosa, i Mesraima, i Fota, i Kanaana. Baiboly Protestanta Malagasy Ny zanakalahin’i Hama dia Kosy sy Mizraima sy Pota ary Kanana. Malagasy Bible Ny zanakalahin'i Hama dia Kosy sy Mizraima sy Pota ary Kanana. La Bible en Malgache Ny zanakalahin’i Hama dia i Kosy, i Mizraima, i Pota ary i Kanana. |
Ny zanakalahin’i Kosy dia i Seba sy i Havilà, i Sabtà sy i Rahemà ary i Sabtekà; ny zanakalahin’i Rehamà dia i Sebà sy i Dedàna.