Ireto avy no filoham-pianakavian’ny taranak’i Hesao. Samy filoham-pianakaviany avokoa ireo zanakalahin’i Elifaza lahimatoan’i Hesao, dia i Temàna sy i Omara, i Tsefao sy i Kenaza,
1Tantara 1:54 - DIEM PROTESTANTA sy i Magdiela ary i Hirama; ireo no lehibem-poko nitondra an’i Edôma. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Magdiela loham-pireneny, Irama loham-pireneny. Ireo no loham-pirenenen’i Edoma. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara sy i Magdiela ary i Hirama; ireo no lehibem-poko nitondra an’i Edôma. Baiboly Katolika i Magdiela loham-pirenena, i Hirama loham-pirenena. Ireo no loham-pirenen’i Edôma. Baiboly Protestanta Malagasy Magdiela loham-pireneny, Irama loham-pireneny. Ireo no loham-pirenenen’i Edoma. Malagasy Bible Magdiela loham-pireneny, Irama loham-pireneny. Ireo no loham-pirenen'i Edoma. La Bible en Malgache i Magdiela loham-pireneny, Irama loham-pireneny. Ireo no loham-pirenenen’i Edoma. |
Ireto avy no filoham-pianakavian’ny taranak’i Hesao. Samy filoham-pianakaviany avokoa ireo zanakalahin’i Elifaza lahimatoan’i Hesao, dia i Temàna sy i Omara, i Tsefao sy i Kenaza,
Ireto no zanakalahin’i Israely: i Reobena sy i Simehôna, i Levỳ sy i Joda, i Jisakara sy i Zebolòna,