1Tantara 1:50 - DIEM PROTESTANTA Rehefa maty i Bahala-Hanàna, dia nanjaka nandimby azy i Hadada; ka i Pahò no anaran’ny tanàna fiaviany, ary i Mehetabeela no anaran’ny vadiny, zanakavavin’i Matreda sady zafikelin’i Me-Zahaba. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Maty i Baala-Hanana; nanjaka nandimby azy i Hadada; Pao no anaran’ny tanànany; ary ny anaran’ny vadiny dia i Mehetabela, zanakavavin’i Matreda, zanakavavin’i Me-Zahaba. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Rehefa maty i Bahala-Hanàna, dia nanjaka nandimby azy i Hadada; ka i Pahò no anaran’ny tanàna fiaviany, ary i Mehetabeela no anaran’ny vadiny, zanakavavin’i Matreda sady zafikelin’i Me-Zahaba. Baiboly Katolika Maty i Balanàna ka i Hadada no nanjaka nandimby azy; Fao no anaran-tanànany, ary ny anaran’ny vadiny dia Meetabela, zanaka vavin’i Matreda, zanaka vavin’i Mezaaba. Baiboly Protestanta Malagasy Ary maty Bala-hanana, dia nanjaka nandimby azy Hadada; ary Pao no anaran’ny tanànany; ary ny anaran’ny vadiny dia Mehetabela, zanakavavin’i Matreda, zanakavavin’i Me-zahaba. Malagasy Bible Ary maty Bala-hanana, dia nanjaka nandimby azy Hadada; ary Pao no anaran'ny tanànany; ary ny anaran'ny vadiny dia Mehetabela, zanakavavin'i Matreda, zanakavavin'i Me-zahaba. La Bible en Malgache Maty i Baala-Hanana; nanjaka nandimby azy i Hadada; Pao no anaran’ny tanànany; ary ny anaran’ny vadiny dia i Mehetabela, zanakavavin’i Matreda, zanakavavin’i Me-Zahaba. |
Rehefa maty i Bahala-Hanàna, dia nanjaka nandimby azy i Hadara avy ao an-tanànan’i Pahò; ny anaran’ny vadiny dia i Mehetabeela, zanakavavin’i Matreda sady zafikelin’i Me-Zahaba.
Ary rehefa maty i Hadada, dia ireto no lehibem-poko nitondra an’i Edôma: i Timnà sy i Halvà, i Jeteta