Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




1Tantara 1:5 - DIEM PROTESTANTA

Ny zanakalahin’i Jafeta dia i Gômera sy i Magôga, i Maday sy i Javàna, i Tobala, i Mesèka ary i Tirasa.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Ny zanakalahin’i Jafeta dia i Gomera, i Magoga, i Maday, i Javana, i Tobala, i Maseka ary i Tirasa.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ny zanakalahin’i Jafeta dia i Gômera sy i Magôga, i Maday sy i Javàna, i Tobala, i Mesèka ary i Tirasa.

Jereo ny toko

Baiboly Katolika

Zanak’i Jafeta: i Gômera, i Magôga, i Madaia, i Javàna, i Tobala, i Mosaoka, ary i Tirasa.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ny zanakalahin’i Jafeta dia Gomera sy Magoga sy Maday sy Javana sy Tobala sy Maseka ary Tirasa.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ny zanakalahin'i Jafeta dia Gomera sy Magoga sy Maday sy Javana sy Tobala sy Maseta ary Tirasa.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Ny zanakalahin’i Jafeta dia i Gomera, i Magoga, i Maday, i Javana, i Tobala, i Maseka ary i Tirasa.

Jereo ny toko



1Tantara 1:5
8 Rohy Ifampitohizana  

Ny zanakalahin’i Noà dia i Sema sy i Hama ary i Jafeta.


Ny zanakalahin’i Gômera dia i Askenaza sy i Difata ary i Tôgarmà.


Dirandoza aho fa vahinin’olon-dia, niantrano tany amin’ny baribarianina!


Ny olona avy any Gresy sy Tobala ary Mesèka ihany koa dia nifanao varotra taminao, ka olona sy fanaka halimo no natolony ho takalon’ny entanao.


toy izany koa ny antoko miaramila rehetra avy any Gômera sy avy any Bety-Tôgarmà any am-parany avaratra mbamin’ny vatan-dehilahy avy amin’ny firenena maro hafa.


«Ianao kosa, ry ilay taranak’olombelona, ijoroy ny maha-mpaminany anao manoloana an’i Gôga, ka ambarao aminy fa izao no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: «Hirotsaka an-tsehatra hamely anao Aho, ry Gôga, filoha faratampon’ny vahoakan’i Mesèka sy i Tobala.