1Tantara 1:47 - DIEM PROTESTANTA Rehefa maty i Hadada, dia nanjaka nandimby azy i Samlà avy any Masrekà. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Maty i Hadada; nanjaka nandimby azy i Samla avy any Masreka. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Rehefa maty i Hadada, dia nanjaka nandimby azy i Samlà avy any Masrekà. Baiboly Katolika Maty i Hadada, ka i Semlà, avy any Masrekà no nanjaka nandimby azy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary maty Hadada, dia nanjaka nandimby azy Samla avy any Masreka. Malagasy Bible Ary maty Hadada, dia nanjaka nandimby azy Samla avy any Masreka. La Bible en Malgache Maty i Hadada; nanjaka nandimby azy i Samla avy any Masreka. |
Rehefa maty i Hosama, dia nanjaka nandimby azy i Hadada zanakalahin’i Bedada, ka i Havita no anaran’ny tanàna fiaviany: izy no namely ny Midianita tao amin’ny tanin’i Môaba.
Rehefa maty i Samlà, dia nanjaka nandimby azy i Saoly avy any Rehôbôta amoron’ny renirano.