Naka vady kanahanita i Hesao, dia i Hadà zanakavavin’i Elôna izay hetita, sy i Ohôlibamà zanakavavin’i Hanà sady zafikelin’i Tsibehôna izay hivita,
1Tantara 1:40 - DIEM PROTESTANTA Ny zanakalahin’i Sôbala dia i Haliàna sy i Manahata, i Hebala sy i Sefao ary i Ônama. Ny zanakalahin’i Tsibehôna dia i Aià sy i Hanà. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny zanakalahin’i Sobala dia i Aliana, i Manahata, i Ebala, i Sefy ary i Onama. Ny zanakalahin’i Zibona dia i Aia sy i Ana. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny zanakalahin’i Sôbala dia i Haliàna sy i Manahata, i Hebala sy i Sefao ary i Ônama. Ny zanakalahin’i Tsibehôna dia i Aià sy i Hanà. Baiboly Katolika Zanak’i Sobala: i Aliàna, i Manahata, i Ebala, i Sefà, ary i Omana. Zanak’i Sebôna: i Aià sy i Anà. Zanak’i Anà: i Disona. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny zanakalahin’i Sobala dia Aliana sy Manahata sy Ebala sy Sefy ary Onama. Ary ny zanakalahin’i Zibona dia Aia sy Ana. Malagasy Bible Ary ny zanakalahin'i Sobala dia Aliana sy Manahata sy Ebala sy Sefy ary Onama. Ary ny zanakalahin'i Zibona dia Aia sy Ana. La Bible en Malgache Ny zanakalahin’i Sobala dia i Aliana, i Manahata, i Ebala, i Sefy ary i Onama. Ny zanakalahin’i Zibona dia i Aia sy i Ana. |
Naka vady kanahanita i Hesao, dia i Hadà zanakavavin’i Elôna izay hetita, sy i Ohôlibamà zanakavavin’i Hanà sady zafikelin’i Tsibehôna izay hivita,
Ny zanakalahin’i Lôtàna dia i Hôrỳ sy i Hômàna. I Lôtàna dia nanana anabavy atao hoe Timnà.
Ny zanakalahin’i Hanà dia i Disôna; ny zanakalahin’i Disôna dia i Hamràna sy i Esbàna ary i Jitràna sy i Keràna.