i Enôsa no rain’i Kenàna; i Kenàna no rain’i Mahalalela; i Mahalalela no rain’i Jareda,
1Tantara 1:3 - DIEM PROTESTANTA i Jareda no rain’i Henôka; i Henôka no rain’i Metosela; i Metosela no rain’i Lamèka; ary i Lamèka no rain’i Noà. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Enoka, i Metosela, i Lameka, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Jareda no rain’i Henôka; i Henôka no rain’i Metosela; i Metosela no rain’i Lamèka; ary i Lamèka no rain’i Noà. Baiboly Katolika i Henoka, i Matosale, i Lameka, Baiboly Protestanta Malagasy Enoka, Metosela, Lameka, Malagasy Bible Enoka, Metosela, Lameka, La Bible en Malgache i Enoka, i Metosela, i Lameka, |
i Enôsa no rain’i Kenàna; i Kenàna no rain’i Mahalalela; i Mahalalela no rain’i Jareda,
Finoana no nahatafafindra an’i Henôka ho eo akaikin’Andriamanitra, ka tsy mba niharan’ny fahafatesana izy; ary tsy nisy olona nahita an’i Henôka intsony, noho izy nafindran’Andriamanitra ho eo akaikiny. Ny Soratra Masina no mijoro ho vavolombelona fa efa sitrak’Andriamanitra i Henôka talohan’ny namindrany azy.
I Henôka, ilay taranaka fahafito nandimby an’i Adama, dia efa naminany koa ny amin’ireo olona ireo, ka nilaza hoe: «Indro tonga ny Tompo, otronin’ny anjely masiny tsy tambo isaina,