I Sema zokin’i Jafeta dia mba niteraka ihany koa, fa izy no razamben’i Hebera sy ny taranany.
1Tantara 1:19 - DIEM PROTESTANTA i Hebera niteraka zanaka roa lahy: ny anaran’ny voalohany dia i Pelega (izay midika hoe «Fizarana») satria tamin’ny androny no nizara ny olombelona teto an-tany; ary i Jôktàna no anaran’ny rahalahiny. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Niteraka roa lahy i Ebera: Ny anaran’ny iray dia Pelega, satria tamin’ny androny no nizarana ny tany; ary Joktana no anaran’ny rahalahiny. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Hebera niteraka zanaka roa lahy: ny anaran’ny voalohany dia i Pelega (izay midika hoe «Fizarana») satria tamin’ny androny no nizara ny olombelona teto an-tany; ary i Jôktàna no anaran’ny rahalahiny. Baiboly Katolika Roa no zanaka lahy naterak’i Hebera: ny anaran’ny anankiray dia Falega, fa tamin’ny androny no nizarana ny tany; ary ny anaran’ny rahalahiny kosa dia Jektàna. Baiboly Protestanta Malagasy Ary Ebera niteraka roa lahy: ny anaran’ny iray natao hoe Palega, satria tamin’ny androny no nizarana ny tany; ary Joktana no anaran’ny rahalahiny. Malagasy Bible Ary Ebera niteraka roa lahy: ny anaran'ny iray natao hoe Palega, satria tamin'ny androny no nizarana ny tany; ary Joktana no anaran'ny rahalahiny. La Bible en Malgache Niteraka roa lahy i Ebera: Ny anaran’ny iray dia Pelega, satria tamin’ny androny no nizarana ny tany; ary Joktana no anaran’ny rahalahiny. |
I Sema zokin’i Jafeta dia mba niteraka ihany koa, fa izy no razamben’i Hebera sy ny taranany.
I Hebera dia nanan-janaka roa lahy: ny anankiray dia nantsoina hoe Pegela na «Fizaràna» satria tamin’ny androny no nizara ny mponina teto an-tany, ary ny rahalahiny kosa dia nantsoina hoe Jôktàna.
I Arpaksada no ray niteraka an’i Kaina; i Kaina no ray niteraka an’i Salà; i Salà no ray niteraka an’i Hebera.
Hisy sambo avy any Kitîma, mitondra olona hampahory ny Asirianina sy hampahory ny taranak’i Hebera; nefa ho lany ringana koa no hiafaran’ireo mpampahory ireo.»