Zakaria 8:2 - Baiboly Katolika
Izao no lazain’i Iavehn’ny tafika: «Saro-piaro dia saro-piaro an’i Siôna Aho, sady entim-pahatezerana mafy Aho noho ny aminy.»
Jereo ny toko
Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao: Saro-piaro dia saro-piaro ny amin’i Ziona Aho, eny, saro-piaro ny aminy, amin’ny fahatezerana mafy Aho.
Jereo ny toko
«Izao no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao: Miredaredam-pitiavana an’i Tsiôna Aho; eny, miredaredam-pitiavana fatratra azy Aho.
Jereo ny toko
«Izao no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao: Miredaredam-pitiavana an’i Tsiôna Aho; eny, miredaredam-pitiavana fatratra azy Aho.
Jereo ny toko
Izao no lazain’i Jehovah, Tompon’ny maro: Saro-piaro dia saro-piaro an’i Ziona Aho, eny, saro-piaro azy amin’ny fahatezerana mafy Aho.
Jereo ny toko
Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Saro-piaro dia saro-piaro an'i Ziona Aho, eny, saro-piaro azy amin'ny fahatezerana mafy Aho.
Jereo ny toko
Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao: Saro-piaro dia saro-piaro ny amin’i Ziona* Aho, eny, saro-piaro ny aminy, amin’ny fahatezerana mafy Aho.
Jereo ny toko