Zakaria 7:6 - Baiboly Katolika
Ary raha mihinana sy misotro ianareo moa tsy ny tenanareo va no mihinana sy misotro?
Jereo ny toko
Ary raha mihinana sy misotro ianareo, moa tsy ianareo ihany va no mihinana sy misotro?
Jereo ny toko
Ary raha nihinana sy nisotro ianareo, moa tsy ho an’ny tenanareo va no nanaovanareo izany?»
Jereo ny toko
Ary raha nihinana sy nisotro ianareo, moa tsy ho an’ny tenanareo va no nanaovanareo izany?»
Jereo ny toko
Ary raha mihinana sy misotro hianareo, moa tsy mihinana sy misotro ho an’ny tenanareo ihany va hianareo?
Jereo ny toko
Ary raha mihinana sy misotro ianareo. moa tsy mihinana sy misotro ho an'ny tenanareo ihany va ianareo?
Jereo ny toko
Ary raha mihinana sy misotro ianareo, moa tsy ianareo ihany va no mihinana sy misotro?
Jereo ny toko