Zakaria 2:16 - Baiboly Katolika I Iaveh hanana an’i Jodà ho anjarany eo amin’ny tany masina; ary mbola hifidy an’i Jerosalema Izy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary NY TOMPO hanana an’i Joda ho anjarany ao amin’ny tany masina ary mbola hifidy an’i Jerosalema indray. DIEM PROTESTANTA Dia ho fananan’ny TOMPO indray i Joda ao amin’ny tany masina; ary mbola hifidy an’i Jerosalema indray Izy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia ho fananan’ny TOMPO indray i Joda ao amin’ny tany masina; ary mbola hifidy an’i Jerosalema indray Izy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary Jehovah hanana an’i Joda ho anjarany ao amin’ny tany masina ary mbola hifidy an’i Jerosalema indray. La Bible en Malgache Ary NY TOMPO hanana an’i Joda ho anjarany ao amin’ny tany masina ary mbola hifidy an’i Jerosalema indray. |