Oaka avy any Basàna no nanaovany fivoy ho anao; ny bànao nataony tamin’ny ivoara voapetaka amin’ny boisy, avy amin’ny nosy Sitima.
Zakaria 11:2 - Baiboly Katolika Midradradradrà, ry sipresa, fa lavo ny sedera, voasimba ny hazo tsara mahagaga. Midradradradrà, ry oaka ao Basàna, fa ripaka ny ala mikirindro! Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Midradradradrà, ry hazo kipreso, fa nianjera ny sedera! Eny, fongotra ireo avo be! Midradradradrà, ianareo oaka any Basana fa ripaka ny ala mikirindro! DIEM PROTESTANTA Midradradradra, ry kipresy, fa efa nazera ny sedera, dia ireo hazo mahafinaritra nijoalajoala. Midradradradra, ry hazo ôkan’i Basàna, fa ripaka ny ala mikitroka. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Midradradradra, ry kipresy, fa efa nazera ny sedera, dia ireo hazo mahafinaritra nijoalajoala. Midradradradra, ry hazo ôkan’i Basàna, fa ripaka ny ala mikitroka. Baiboly Protestanta Malagasy Midradradradrà, ry hazo kypreso! Fa efa nianjera ny sedera, Eny, fongotra ireo avo be; Midradradradrà, hianareo ôka any Basana! Fa ripaka ny ala mikirindro. Malagasy Bible Midradradradra, ry hazo kypreso! Fa efa nianjera ny sedera, Eny, fongotra ireo avo be; Midradradradrà, ianareo ôka any Basana! Fa ripaka ny ala mikirindro La Bible en Malgache Midradradradrà, ry hazo kipreso, fa nianjera ny sedera! Eny, fongotra ireo avo be! Midradradradrà, ianareo oaka any Basana fa ripaka ny ala mikirindro! |
Oaka avy any Basàna no nanaovany fivoy ho anao; ny bànao nataony tamin’ny ivoara voapetaka amin’ny boisy, avy amin’ny nosy Sitima.
Niara-nidina taminy koa ireo, ho any amin’ny Seoly, nankany amin’ireo matin’ny sabatra, izay sandriny, sy nipetraka teo amin’ny alokalony, teo afovoan’ny firenena.
Mila loza ireo mandry feizay ao Siôna, sy mitoetra matoky ao an-tendrombohitr’i Samaria; dia ireo malaza indrindra amin’ilay firenena, lohan’ny firenena, ireo izay hatonin’ny taranak’i Israely!
Re mitomany migogogogo ny mpiandry ondry, satria rava ny voninahiny; re mieronerona ny liona tanora, fa rava izay nireharehan’i Jordany.