Loza ho an’ny mpiandry manary sy manahaka ny ondry eo amin’ny kijanako, - teny marin’i Iaveh! -
Zakaria 11:15 - Baiboly Katolika Hoy i Iaveh tamiko: «Raiso amin’izao ny forongon’ny mpiandry vaovao. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary hoy NY TOMPO tamiko: Alao ho anao koa ny tehin’ny mpiandry ondry adala. DIEM PROTESTANTA Ary hoy indray ny Tompo tamiko: –Raiso ankehitriny ny toeran’ny mpiandry adala. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary hoy indray ny Tompo tamiko: –Raiso ankehitriny ny toeran’ny mpiandry adala. Baiboly Protestanta Malagasy Ary hoy Jehovah tamiko: Alao ho anao koa ny tehin’ny mpiandry ondry adala. Malagasy Bible Ary hoy Jehovah tamiko: Alao ho anao koa ny tehin'ny mpiandry ondry adala. La Bible en Malgache Ary hoy NY TOMPO tamiko: Alao ho anao koa ny tehin’ny mpiandry ondry adala. |
Loza ho an’ny mpiandry manary sy manahaka ny ondry eo amin’ny kijanako, - teny marin’i Iaveh! -
Ny hitan’ny mpaminaninao ho anao, dia fahitana mpamitaka sy foana: Tsy naneho ny helokao taminao izy, mba hamily tsy hihatra aminao ny fahababoana, fa ny nolazainy taminao ho fahitana, dia teny mandainga sy mandrebireby.
Izao no tenin’i Iaveh Tompo: Loza ho an’ny mpaminany adala, izay manaraka ny sainy fotsiny, fa tsy mahita na inona na inona!
Loza ho an’ny mpiandry tsinontsinona, izay mandao ny ondry! Aoka hasian’ny sabatra ny sandriny sy ny masony ankavanana; ka ny sandriny ho maina, ary ny masony ankavanana ho faty!»
Ry adala sy jamba, iza no ambonimbony kokoa, ny volamena sa ny Tempoly izay mahamasina ny volamena?