Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 7:9 - Baiboly Katolika

Nony avy niresaka teo izy ireo, nampamono ondralahy iray i Ragoela sy nampanamboatra sakafo lehibe dia nanainga azy ireo hipetraka hisakafo.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Rehefa avy nisasa sy nidio araka ny fanao ireto vahiny, dia niroso hisakafo. Ary hoy i Tôbià tamin’i Rafaela: –Ry Hazarià malalako, mba angataho i Ragoela hanome an’i Sarà havako ho vadiko.

Jereo ny toko



Tôbita 7:9
0 Rohy Ifampitohizana