Ary raha nilaza soa betsaka momba an’i Tobia i Ragoela, dia hoy ny Anjely taminy: «Izay Tobia lazainao izay no rain’ity zazalahy ity.»
Ary hoy ihany i Ednà hoe: –Mba manahoana izy izay? Ka novalian’ireto vahiny hoe: –Mbola velona aina izy ary salama tsara. Sady nampian’i Tôbià hoe: –Izy ange no raiko!