Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 7:3 - Baiboly Katolika

Avy nilaza izany izy, dia nanao hoe: «Avy aiza moa ianareo, ry zatovo rahalahinay?» Hoy ny navalin’ireo: «Avy amin’ny fokon’i Neftalì, babo any Niniva, izahay.»

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ary nanontanian’i Ednà ireto vahiny ny amin’ny fiaviany, ka namaly azy hoe: –Avy any Ninive izahay. Anisan’ny voababo tamin’ny taranak’i Naftalỳ izahay.

Jereo ny toko



Tôbita 7:3
0 Rohy Ifampitohizana