Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 7:15 - Baiboly Katolika

Dia nalainy ny tanana havanan’ny zanany vavy nataony teo amin’ny tanana havanan’i Tobia ka hoy izy; «Homba anareo anie ny Andriamanitr’i Abrahama, ny Andriamanitr’i Isaaka, ary ny Andriamanitr’i Jakôba, hanakambana anareo anie Izy, ary hampidina ny tso-dranony feno aminareo.»

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Dia nantsoin’i Ragoela indray i Ednà vadiny ka nilazany hoe: –Ry vady malalako, omany kely ny efitrano fandriana faharoa ary ento ao i Sarà.

Jereo ny toko



Tôbita 7:15
0 Rohy Ifampitohizana