Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 7:14 - Baiboly Katolika

ary mino aho fa Izy no naniraka anareo ho atỳ amiko, mba hanambadian’ny zanako vavy ny havany, araka ny lalàn’i Môizy.» Koa dia aza misalasala intsony fa dia omeko anao izy.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Dia nantsoin’i Ragoela ny vadiny sady nasainy hitondra taratasy hanoratana. Ary nosoratan’i Ragoela ny fifanekem-panambadiana, izay miantoka fa nomeny ho vadin’i Tôbià i Sarà, araka ny fepetran’ny lalànan’i Mosesy. Avy eo izy rehetra vao nihinana sy nisotro.

Jereo ny toko



Tôbita 7:14
0 Rohy Ifampitohizana