Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 7:13 - Baiboly Katolika

Dia hoy i Ragoela tamin’izay: «Tsy misalasala aho, fa efa noraisin’Andriamanitra teo anatrehany ny vavaka aman-dranomasoko;

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Avy eo dia nantsoin’i Ragoela i Sarà zanany vavy. Rehefa tonga teo aminy kosa razazavavy, dia noraisiny tanana ary nentiny hankeo amin’i Tôbià izay nitenenany hoe: –Raiso i Sarà fa omena ho vadinao, araka ny Lalàna sy araka ny fepetra voasoratra ao amin’ny Bokin’i Mosesy. Tano izy ary ento soa aman-tsara hiaraka aminao any an-tranon-drainao. Enga anie ilay Andriamanitry ny lanitra hitarika anareo sy homba fiadanana anareo!

Jereo ny toko



Tôbita 7:13
0 Rohy Ifampitohizana