Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 7:12 - Baiboly Katolika

no hoy ity Anjely taminy: «Aza matahotra ny hanome ny zanakao vavy ho vadin’ity tovolahy ity, fa tsy maintsy ho anjara vadin’io matahotra an’Andriamanitra io izy, ka izany no tsy nahazoan’ny hafa rehetra nanana azy.»

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Fa novalian’i Tôbià hoe: –Tsy hihinana ary tsy hisotro na inona na inona aho, ambara-panapakao hevitra ny amiko. Ka hoy i Ragoela tamin’i Tôbià: –Eny àry fa hataoko izany. Omena anao araka ny tinapaky ny bokin’i Mosesy i Sarà; noho izany, dia Andriamanitra no nanapa-kevitra ny hanome azy anao. Koa raiso ho vady io havanao io. Manomboka izao, dia ho vady malalany ianao ary ho vady malalanao izy. Anao i Sarà, manomboka anio ka ho mandrakizay. Ilay Tompon’ny lanitra no hanao izay hahasoa hahatsara ity alina ity ho anareo roa, anaka. Enga anie Izy hamindrafo aminareo ary hampiadana anareo!

Jereo ny toko



Tôbita 7:12
0 Rohy Ifampitohizana