Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 7:10 - Baiboly Katolika

Fa hoy i Tobia: «Tsy hihinana na hisotro eto aho anio, raha tsy ekenao ny fangatahako, ka omenao toky aho fa homenao ho vadiko i Sarà zanaka vavinao.»

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Nandre izany teny izany i Ragoela ka nilaza tamin’ilay tovolahy hoe: –Mihinàna sy misotroa ianao, ary hararaoty hifaliana izao takariva izao. Tsy misy olona manan-jo hanambady an’i Sarà zanako vavy afa-tsy ianao, rahavako. Tsy azoko atao ny manome azy amin’olon-kafa ankoatra ny tenanao, satria ianao no havako akaiky indrindra. Kanefa holazaiko anao mihitsy ny marina:

Jereo ny toko



Tôbita 7:10
0 Rohy Ifampitohizana