Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 6:8 - Baiboly Katolika

Ka hoy ilay Anjely namaly azy: «Raha sombiny kely amin’ny fony no apetrakao eo ambony vain’afo, dia maharoaka ny demony isan-karazany amin-dehilahy na amim-behivavy, ny setroka avy amin’izay, ka tsy afa-manatona an’ireo intsony izy.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Dia novalian’ilay anjely hoe: –Raha misy lehilahy na vehivavy asian’ny demony na ny fanahy ratsy, dia ny fo aman’atin-trondro no dorana eo anoloan’ilay olona. Ny setroka miakatra avy eo no hampanalavitra ny demony mamely azy ary ho afaka mandrakizay amin’izany izy.

Jereo ny toko



Tôbita 6:8
0 Rohy Ifampitohizana