Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 6:7 - Baiboly Katolika

Fa nanontany an’ity Anjely i Tobia nanao hoe: «Raha sitrakao, ry Azariasa rahalahiko, mba lazao ahy kely: manan-kery hahasitrana inona moa ireto zavatra avy amin’ny hazandrano nasainao tahiriziko ireto?»

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Tamin’izay no nanontanian’ity tovolahy ilay anjely ka nataony hoe: –Ry Hazarià malalako, fa mba inona no fanafody ao anatin’ny fo sy aty aman’aferon-trondro?

Jereo ny toko



Tôbita 6:7
0 Rohy Ifampitohizana