Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 6:5 - Baiboly Katolika

Ary hoy ilay Anjely taminy: «Esory ny taovan’io hazandrano io, ka tahirizo ny fony sy ny àty aman’aferony, fa fanao fanafody tsara.»

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Dia notatahan’ity tovolahy ilay trondro ka nesoriny ny fony sy ny aty aman’aferony. Nisy ampahan’ny nofon-trondro nendasiny, fa ny sisa kosa nasiany sira mba hotahirizina.

Jereo ny toko



Tôbita 6:5
0 Rohy Ifampitohizana