Nivadika ny fon’i Tobia, ka niantso mafy izy nanao hoe: «Iantsampazany aho, tompoko!»
fa hoy kosa ilay anjely taminy: –Sambory io trondro io ary tazony mafy. Voatanan’ity tovolahy ilay trondro ary notarihiny ho eny an-tanety.