Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 6:15 - Baiboly Katolika

Ka matahotra aho fandrao dia iharan’izany koa ny tenako, ary noho izaho lahitokan-dray aman-dreniko, sao dia mampidina ny fahanteran’izy ireo amin’alahelo any am-pasana.»

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Izany no mampatahotra ahy. Tsy ilay tovovavy no ampahorîn’ny demony; fa izay lehilahy te hanatona ilay tovovavy no vonoiny ho faty. Lahitokan-draiko aho, ka raha maty eo, dia hampalahelo mafy ny ray aman-dreniko, ka hampidina azy roa any am-pasana; ary tsy manan-janakalahy hafa izy handevina azy.

Jereo ny toko



Tôbita 6:15
0 Rohy Ifampitohizana