Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 6:14 - Baiboly Katolika

Dia hoy ny navalin’i Tobia: «Nandre lazan’olona aho fa hoe: Fito lahy no efa nanambady azy izay, nefa maty avokoa; sady demony koa indray no lazain’olona tamiko ho namono an’ireo.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

I Tôbià kosa namaly an’i Rafaela hoe: –Ry Hazarià malalako, henoko fa efa nampanambadiana impito i Sarà; kanefa maty avokoa izy fito lahy, maty tao amin’ny efitrano fampakarana. Nandritra ny alina, fony hanatona an’i Sarà iny, no maty ireo mpampakatra azy. Nisy nilaza tamiko aza fa demony mihitsy no namono azy ho faty.

Jereo ny toko



Tôbita 6:14
0 Rohy Ifampitohizana