Ankoatra azy, dia tsy manan-janaka hafa izy, na lahy na vavy. Ianao no havana akaiky indrindra amin’i Sarà, ka voalohany manan-jo hanambady azy sy handova ny fananan-drainy. Tovovavy misaina i Sarà, be herimpo ary tsara bika aoka izany. Ny rainy koa dia olom-banona.