Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 5:9 - Baiboly Katolika

Ka hoy i Tobia taminy: «Aza mahafady, mba andraso kely aho; mandra-pilazako izany amin’i Dada.»

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Dia niditra tao an-trano i Tôbià ary nampahafantatra izany tamin’i Tôbita rainy sady nanao hoe: –Indro aho fa nahita olona, dia anankiray amin’ireo Israelita mpiray firenena amintsika. Hoy kosa i Tôbita tamin-janany: –Antsoy ho aty amiko hoe izany olona izany, anaka. Tiako ho fantatra ny tarika sy ny foko nipoirany ary koa raha mahatoky izy mba hiara-dia aminao.

Jereo ny toko



Tôbita 5:9
0 Rohy Ifampitohizana