Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 5:8 - Baiboly Katolika

Dia hoy ny navaliny: «Fantatro, fa efa niverimberina matetika amin’ireo lalana rehetra ireo aho, ary efa niantrano tao amin’i Gabelosa rahalahintsika aho, dia ilay monina ao Ragesa, tanànan’ny Meda; miorina ao amin’ny tendrombohitr’i Ekbatàna.»

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ka novalian’ny anjely hoe: –Eny àry, hiandry eto aho, kanefa aza ela ianao!

Jereo ny toko



Tôbita 5:8
0 Rohy Ifampitohizana