Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 5:7 - Baiboly Katolika

Ary namaly ny Anjely nanao hoe: «Avy amin’ny zanak’i Israely aho.» Ka hoy i Tobia taminy: «Mahalala ny lalana mankany amin’ny tanin’ny Meda va Ianao?»

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Dia hoy i Tôbià tamin’i Rafaela: –Mba andrasonao kely eto aho, ry sakaiza, mandra-piditro ao an-trano hampahafantatra izao amin-draiko. Ilaiko hiara-dia amiko ianao ary homeko ny karamanao.

Jereo ny toko



Tôbita 5:7
0 Rohy Ifampitohizana