Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 5:5 - Baiboly Katolika

Vao nivoaka i Tobia, dia nahita tovolahy tsara tarehy anankiray, mitsangana sady mietra toa olona vonon-kandeha.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Dia hoy i Tôbià taminy: –Avy aiza ianao, ry sakaiza? Ka novalian’i Rafaela hoe: –Anankiray amin’ireo Israelita mpiray firenena aminao aho, ary tonga eto mba hitady asa. Ary nanontany azy i Tôbià hoe: –Fantatrao ve ny lalana mankany Media?

Jereo ny toko



Tôbita 5:5
0 Rohy Ifampitohizana