Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 5:3 - Baiboly Katolika

Dia hoy ny navalin-drainy azy: «Eto an-tanako ny sorany, ka raha vantany vao asehonao azy dia averiny aminao ny vola.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Tamin’izay no niteny i Tôbita ka namaly an’i Tôbià zanany hoe: –Nisy taratasim-pifanekena voasonian’i Gabaela ary nomeny ahy hosoniaviko. Dia nozaraiko roa izany taratasy izany ka samy naka ilan-taratasy avy izahay; ary navelako miaraka amin’ny vola ny ilan-taratasy anjarany. Roapolo taona lasa izay no nametrahako io vola io hotahiriziny. Ankehitriny, anaka, mitadiava olona mahatoky, izay hiara-dalana aminao. Homentsika karama izy, rehefa tafaverina avy any ianao; fa ndeha alao any amin’i Gabaela izany vola izany.

Jereo ny toko



Tôbita 5:3
0 Rohy Ifampitohizana