Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 5:22 - Baiboly Katolika

Nony voaomana ny zavatra rehetra hoentiny any amin’ny dia halehany, nanao veloma an-drainy sy reniny i Tobia, dia niara-niainga tamin’ity Anjely.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Aza manahy ianao; aza matahotra ny amin’izy roa lahy, ry vady malalako. Hisy anjely tsara hiara-dalana amin’io zanatsika io, ka ho tomombana ny diany ary ho tafaverina soa aman-tsara izy.

Jereo ny toko



Tôbita 5:22
0 Rohy Ifampitohizana