Dia niditra izy ary niarahaba nanao hoe: «Ho aminao mandrakariva anie ny hafaliana!»
Ary nanontany azy indray i Tôbita hoe: –Inona moa ny fianakaviana sy foko nipoiranao, rahavako? Mba ampahafantaro ahy, azafady.