Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 4:21 - Baiboly Katolika

Mampahalala anao koa aho, anaka, fa fony ianao mbola zazakely, dia nanome vola talenta folo an’i Gabelosa, any Ragesa tanànan’ny Meda aho, ary eto an-tanako izao ny rosia taminy.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Eny, nihamahantra isika, anaka, saingy aza manahy; manana harem-be ianao, raha manaja an’Andriamanitra sy mifady ny fahotana isan-karazany ary manao izay tsara imason’ny Tompo Andriamanitrao.»

Jereo ny toko



Tôbita 4:21
0 Rohy Ifampitohizana