Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 4:20 - Baiboly Katolika

Misaora an’Andriamanitra amin’ny andro rehetra; mangataha Azy hitari-dalana anao, hanambina anao amin’izay kasainao hatao rehetra.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

«Ankehitriny, anaka, dia ampahafantariko anao fa misy volafotsy telonjato kilao napetrako tamin’i Gabaela zanakalahin’i Gabry, tao Ragao tanànan’i Media.

Jereo ny toko



Tôbita 4:20
0 Rohy Ifampitohizana