Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 4:2 - Baiboly Katolika

dia hoy izy taminy: «Henoy ny teny aloaky ny vavako, anaka, ary alatsaho ho toy ny fototra mafy ao am-ponao izy.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ka hoy izy anakampony: «Nangatahiko tamin’Andriamanitra ny ho faty, ka tsara ny hiantsoako an’i Tôbià zanako lahy mba hampahafantarako azy ny amin’io vola io alohan’ny hahafatesako.»

Jereo ny toko



Tôbita 4:2
0 Rohy Ifampitohizana