Mitandrema tsara mba tsy hanao amin’ny hafa izay mahatezitra anao raha atao aminao.
«Ny mofonao izarao amin’izay noana ary ny fitafianao izarao amin’izay tsy mitafy. Anaovy fiantrana ny zavatra rehetra mihoatra ny ilainao; ary aoka ny fijerinao tsy hanenina, rehefa nanao fiantrana ianao!