Fa manafaka amin’ny fahotana rehetra sy amin’ny fahafatesana ny fiantrana, ary tsy hamela ny fanahy hidina any anatin’ny maizina.
Eny, ho an’izay rehetra manao fiantrana, dia fanatitra tsara izany eo imason’Andriamanitra Avo Indrindra.