Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 3:9 - Baiboly Katolika

Ka raha niteny an’ilay ankizy vavy iny izy, noho izay hadisoany anankiray izay, dia izao no navalin’io azy: «Aza ahitanay zanakalahy na zanakavavy eto an-tany ianao na oviana na oviana, ry ilay mpamono vadinao;

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Nahoana no mampijaly anay ianao amin’ireo vadinao efa maty ireo? Ndeha ianao mitambatra aminy; ary aoka avy aminao tsy hahitana zazalahy na zazavavy na oviana na oviana!

Jereo ny toko



Tôbita 3:9
0 Rohy Ifampitohizana