Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 3:6 - Baiboly Katolika

Koa amin’izao, ry Tompo ô, ataovy izay sitraponao amiko, ary tapaho ny horaisina amim-piadanana ny fanahiko, fa izao tsara lavitra amiko ny maty noho ny velona.»

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ankehitriny kosa ataovy izay sitrakao amiko. Aoka mba halainao ny aiko, hany ka ho fongotra eto an-tany aho ary ho tonga vovoka indray! Tsara kokoa amiko ny ho faty noho ny ho velona, satria fanevatevana ahy tsy an-drariny no reko sady alahelo goavana no manototra ahy. Tompo ô, mba afaho amin’izao fahoriako izao aho, ary avelao hiditra any amin’ny fonenana mandrakizay; Tompo ô, aza ahodina tsy hiatrika ahy ny endrikao. Tsara kokoa amiko ny ho faty noho ny hianjadiam-pahoriana goavana amin’ny androm-piainako sy handre ny tenako voatevateva.»

Jereo ny toko



Tôbita 3:6
0 Rohy Ifampitohizana